HO ANAO IZAY MBOLA VARIANA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He maty tokoa re jibvcllg jesoa
Ho fanavotana azpb antsika
Nandresy ny fasana anie ka
Nitsangana tamin’ny maty
Voavidiny tamin’n y ràny
Ny fahotana rehetra
Ka ahazo’lay fiainana mandrakizay
Ho anao ‘zay mbola variana
Miomana fa sao tratra aoriana
Ho avy anie ‘lay jasoa brfiq Kristy
Hanangona antsika ‘zay mino
Tsy fantatra anefa izany
Fa dia mba miomàna tononkira.serasera.org hatrany
Ho avy tokoa ‘lay jesoa
Handray anao
A.Hery Razanakoto
Ho fanavotana azpb antsika
Nandresy ny fasana anie ka
Nitsangana tamin’ny maty
Voavidiny tamin’n y ràny
Ny fahotana rehetra
Ka ahazo’lay fiainana mandrakizay
Ho anao ‘zay mbola variana
Miomana fa sao tratra aoriana
Ho avy anie ‘lay jasoa brfiq Kristy
Hanangona antsika ‘zay mino
Tsy fantatra anefa izany
Fa dia mba miomàna tononkira.serasera.org hatrany
Ho avy tokoa ‘lay jesoa
Handray anao
A.Hery Razanakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVangy : 1527
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:27
