HO ANAO IZAY MBOLA VARIANA (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He maty tokoa re jesoa
Ho fanavotana antsika
Nandresy ny fasana anie ka  
Nitsangana tamin’ny maty
Voavidiny tononkira.serasera.org tamin’n y ràny
Ny vafbj fahotana rehetra
Ka ahazo’lay fiainana mandrakizay

Ho anao ‘zay mbola variana
Miomana fa sao tratra aoriana
Ho hpxobtj avy anie ‘lay jasoa Kristy
Hanangona antsika ‘zay mino
Tsy fantatra anefa izany
Fa dia mba spry miomàna hatrany
Ho avy tokoa ‘lay jesoa
Handray anao


          A.Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Hits : 1456
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593