FIAINAM-BAOVAO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fiainam-baovao tsy maintsy hosedraina
Ho mafy tokoa mlot kanefa antenaina
F’Ianao Jesoa no homba sy smetms hitahy anay tokoa
Raha toa ka faly na tojo ny manjo

Enga anie hanjaka ao tononkira.serasera.org anatinay
‘lay fitiavana, fandeferana
Hahaizanay hiharitra ny mafy Raiko tia
Sy hatoky Anao koa aoitkrlz mandrakizay doria

2-Mety ho hita ao tokoa ‘lay fifaliana
Mety hosedraina koa’reo fahoriana
‘reo fitsapana maro tsy hay visaina Raiko tia
Ianao anie no hitantana ny dia

Enga anie hanjaka ao anatinay
‘lay fanantenana ary koa finoana
Hahaizanay hiatrika ny ady marobe
Handresy hatrany amin’ny fiainana.


A.Hery Razanakoto

A.Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Vangy : 1361
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouhrazan
Daty : 14/03/2018 12:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283