Ampidiro aloha ny tenimiafina
FIAINAM-BAOVAO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fiainam-baovao tsy maintsy hosedraina
Ho mafy tokoa kanefa antenaina
F’Ianao Jesoa no homba sy hitahy anay tokoa
Raha toa ka faly na tojo ny manjo
Enga anie hanjaka ao anatinay
‘lay fitiavana, fandeferana
Hahaizanay hiharitra ny mafy Raiko tononkira.serasera.org tia
Sy hatoky Anao koa ufzanbr mandrakizay doria
2-Mety ho hita ao tokoa ‘lay fifaliana
Mety mmvdon dhpbey hosedraina koa’reo fahoriana
‘reo fitsapana maro tsy hay visaina Raiko tia
Ianao anie no hitantana ny dia
Enga anie hanjaka ao anatinay
‘lay fanantenana ary koa finoana
Hahaizanay hiatrika ny ady marobe
Handresy hatrany amin’ny fiainana.
A.Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYVisites : 1280
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:35