DERAINA IANAO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Mamiko tokoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia nania sy nivily ny mpanomponao
‘zany anefa Tompo ô! Tsy nanohananao ny soa
‘lay anjara voatendry ho an’izao tontolo izao


2 – Mamiko tokoa Jesoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia mpanota aza aho tsy nolavinao
Manantena Tompo ô! Ho tantananao zsfctge tokoa
Amin’izay rehetra atao ho tena tsara avokoa


Raha misy ny dera, raha misy ny tononkira.serasera.org haja
Iza no ho mendrika hotolorana izany
Asandratray ny hoby, haleloia feno haja
Ho Anao ry Tompo, telo izay iray


Tonony : ANDRIAMBOLOLONIAINA Evariste
Feony     mfuqyqwr  : A.Hery yfpudtz RAZANAKOTO

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY
Hits : 1523
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301