DERAINA IANAO (SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Mamiko tokoa ny fitiavanao Jesoa
Na dia nania sy tononkira.serasera.org nivily ny mpanomponao
‘zany anefa Tompo ô! Tsy nanohananao ny soa
‘lay anjara voatendry ho an’izao tontolo izao
2 – Mamiko tokoa Jesoa ny fitiavanao zsxgzsk Jesoa
Na dia czvdb mpanota aza aho cfdvu tsy nolavinao
Manantena Tompo ô! Ho tantananao tokoa
Amin’izay rehetra atao ho tena tsara avokoa
Raha misy ny dera, raha misy ny haja
Iza no ho mendrika hotolorana izany
Asandratray ny hoby, haleloia feno haja
Ho Anao ry Tompo, telo izay iray
Tonony : ANDRIAMBOLOLONIAINA Evariste
Feony : A.Hery RAZANAKOTO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEKOLY ALAHADY MIHIRA F.J.K.M ITAOSYHits : 1493
Likes : 0 Like
Created by : belouhrazan
Date : 14/03/2018 12:38