Ianareo dia taranaka voafidiny (SEDERAH GOSPEL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAREO DIA TARANAKA VOAFIDY

1-Ianareo dia taranaka voafidiny
Nanehoan’i Tompo ny indrafony
Eny misaora athnaza ny fitiavany
Fa natsangany ianao ho zanany

REFRAIN
Aoka ho iray izay hotompoinareo
Ampy ho ahy cvwx ireo zavatra miseho
Fa raha izaho sy ny ankohonanay
Dia hanompo an’i Jehovah Ray

2-Isika izao dia eo anivon’ny Antikristy
Mampivily saina manangoly
Tohero ireo, tohero kjovlpiq hatramin’ny farany
Ampanekeo ireo, ambarao koa ny sitrapon’i Ray

3-Ry tanora ny fiangonan’i Kristy
Ambarao ny sitrapon’i Tompo
Henoy ny feony, araho koa ny hitsin-dalany
Koa meteza mba hiaraka aminy

SEDERAH GOSPEL

tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SEDERAH GOSPEL
Vangy : 237
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ambatonjara
Daty : 16/12/2025 08:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0654