Ianareo dia taranaka voafidiny (SEDERAH GOSPEL)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IANAREO DIA TARANAKA VOAFIDY
1-Ianareo dia taranaka voafidiny
Nanehoan’i Tompo ny tononkira.serasera.org indrafony
Eny misaora ny fitiavany
Fa natsangany ianao ho zanany
REFRAIN
Aoka ho iray izay hotompoinareo
Ampy ho ahy ireo zavatra miseho
Fa raha mcxvf izaho sy ny ankohonanay
Dia hanompo an’i Jehovah Ray
2-Isika izao dia eo anivon’ny Antikristy
Mampivily saina manangoly
Tohero ireo, tohero hatramin’ny farany
Ampanekeo ireo, ambarao koa ny sitrapon’i qahzn Ray
3-Ry tanora ny fiangonan’i Kristy
Ambarao gcqkw ny sitrapon’i Tompo
Henoy ny feony, araho koa ny hitsin-dalany
Koa meteza mba hiaraka aminy
SEDERAH GOSPEL
1-Ianareo dia taranaka voafidiny
Nanehoan’i Tompo ny tononkira.serasera.org indrafony
Eny misaora ny fitiavany
Fa natsangany ianao ho zanany
REFRAIN
Aoka ho iray izay hotompoinareo
Ampy ho ahy ireo zavatra miseho
Fa raha mcxvf izaho sy ny ankohonanay
Dia hanompo an’i Jehovah Ray
2-Isika izao dia eo anivon’ny Antikristy
Mampivily saina manangoly
Tohero ireo, tohero hatramin’ny farany
Ampanekeo ireo, ambarao koa ny sitrapon’i qahzn Ray
3-Ry tanora ny fiangonan’i Kristy
Ambarao gcqkw ny sitrapon’i Tompo
Henoy ny feony, araho koa ny hitsin-dalany
Koa meteza mba hiaraka aminy
SEDERAH GOSPEL
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SEDERAH GOSPELHits : 198
Likes : 0 Like
Created by : Ambatonjara
Date : 16/12/2025 08:35
