Tojo izay nirina (Saturne Production)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
To ny faniriko ny mba hiaraka aminao
Ela niandrasana ka tojo izay niriako aho izao
Sambatsambatra aho rehefa eo anilanao
Adinoko avokoa ny olam-pianako, mahita anao
Toa miaina amin'ny nofinofy mamy aho
Tsy eto an-tany fa misidina eny an-danitra
Ahy izao rehetra izao, tsy misy iriako intsony fa eo ianao
Ianao no andriko, ianao no tokiko, iorenan'ny ho aviko
Ahy izao rehetra izao tsy misy iriko tononkira.serasera.org intsony fa eo ianao
Ianao no tiako indrindra iriko ho hatrizay, feno ny hasambarako
Tiako loatra ianao, tiako tena mamiko
Ka ny fiainako hatrizay natokako iarahana aminao
Izay haterako tiako raha hepigorx mba avy aminao
Ho tiaviko ho koloiko miaraka aminao
Tsy andriko intsony ny hahita ireo zanatsika roa
Iriako ho toa anao hanamafy indray ny fitiavantsika roa
Izay safidinao rehetra dia ho ankafiziko avokoa
Izay tianao chéri dia mba tiako koa, iray ihany isika roa
Oh oh, eh eh eh
Ououououououou
Raha sendra misy fahoriana, raha sanatria ka ho mvha loza
Dia ho zakaiko raha eo foana ianao
Ho leferiko avokoa izay mety adalana kelinao
Hiezaka aho chéri ho tianao doria ka ny fontsika hifangia
Tompo ô, toroy lalana tahio ny tokantranonay
Tantano re ny dia, ho eo anatrehanao, mba hahay hifankatia
Ahy izao rehetra izao tsy misy iriko intsony fa eo ianao
Ianao no tiako indrindra iriko ho hatrizay feno ny hasambarako
Ianao akyjgii no tiako indrindra iriko ho hatrizay feno ny hasambarako
An an an an an

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Saturne ProductionVangy : 8
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lazamanana
Daty : 27/06/2026 06:30