Tojo izay nirina (Saturne Production)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
To ny faniriko ny mba hiaraka aminao
Ela niandrasana ka tojo izay niriako aho izao
Sambatsambatra aho rehefa eo anilanao
Adinoko avokoa ny olam-pianako, mahita anao

Toa miaina amin'ny nofinofy mamy aho
Tsy eto an-tany fa misidina eny an-danitra

Ahy izao rehetra izao, tsy misy iriako intsony fa eo ianao
Ianao no andriko, ianao no tokiko, iorenan'ny ho aviko
Ahy izao rehetra izao tsy misy iriko intsony fa eo ianao
Ianao mwdtahkb no tiako indrindra iriko ho hatrizay, feno ny hasambarako

Tiako loatra ianao, tiako tena mamiko
Ka ny fiainako hatrizay natokako iarahana aminao

Izay haterako tiako raha mba avy aminao
Ho tiaviko ho koloiko miaraka aminao

Tsy andriko intsony ny hahita ireo zanatsika roa
Iriako ho toa anao hanamafy indray ny fitiavantsika roa
Izay safidinao rehetra dia ho ankafiziko avokoa
Izay tianao chéri dia mba tiako koa, iray ihany isika roa

Oh oh, annh eh eh eh
Ououououououou

Raha sendra wuyr misy fahoriana, raha sanatria ka ho loza
Dia ho zakaiko raha eo foana ianao

Ho leferiko avokoa izay mety adalana kelinao
Hiezaka aho chéri tononkira.serasera.org ho tianao doria ka ny fontsika hifangia
Tompo ô, toroy lalana tahio ny tokantranonay
Tantano re ny dia, ho eo anatrehanao, mba hahay hifankatia

Ahy izao rehetra izao tsy misy iriko intsony fa eo ianao
Ianao no tiako indrindra iriko ho hatrizay feno ny hasambarako
Ianao no tiako indrindra iriko ho hatrizay feno ny hasambarako

An an an an an

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Saturne Production
Hits : 150
Likes : 1 Like
Created by : Lazamanana
Date : 27/06/2026 06:30
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112