Any an'ala any (Sanda Mozika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any an'ala any

Andeha isika zareo ho any an'ala re
Mba ktinxi handinika ireo voary mbola tsy hita sy re
Ireo mpianala no hitarika any
Ho variana tokoa hahita izany

Ref: Mangina kanefa miteny
Tony Sady manako
Milamina toa mihira
Izany no bitsika an'ala
Manaitra ny fo sy ny Saina
Andeha jereo de ho fantatrareo
Ny hakanton'ny voary fa tsy amcpuj sarisary

Ekena Ary izay voambara
Roso  re zany Dia
Arahain'ny feon-driandrano
Ka malakilakia
Ny rivo-mitsoka manitra aok'izany
Toa miantso vahiny
Handroso hatrany


Ref


Maharavoravo izay topazana
Rakofan'ny loko
Maintso tononkira.serasera.org mavana
Na izany aza anefa
Voatery zpifoth ialana
Satria mamy lehiretsy eh ny mody an-tanana

Ref
A/C: Tiana Andrianaina
Arr:Sanda Mozika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sanda Mozika
Vangy : 605
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Famenontsoa31
Daty : 27/08/2024 12:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1966