Any an'ala any (Sanda Mozika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any an'ala any

Andeha isika zareo ho any an'ala re
Mba handinika ireo voary mbola tsy hita sy re
Ireo mpianala no hitarika any
Ho variana tokoa hahita izany

Ref: Mangina kanefa miteny
Tony Sady manako
Milamina toa mihira
Izany no bitsika an'ala
Manaitra ny fo sy ny Saina
Andeha jereo de ho fantatrareo
Ny hakanton'ny voary fa tsy sarisary

Ekena Ary izay voambara
Roso  re zany Dia
Arahain'ny feon-driandrano
Ka malakilakia
Ny rivo-mitsoka manitra aok'izany
Toa miantso vahiny
Handroso hatrany


Ref


Maharavoravo izay topazana
Rakofan'ny loko
Maintso mavana
Na izany aza anefa
Voatery ialana
Satria mamy lehiretsy eh ny mody an-tanana

Ref
A/C: Tiana Andrianaina
Arr:Sanda Mozika
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Sanda Mozika
Visites : 52
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Famenontsoa31
Date : 27/08/2024 12:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0723