Miràna (Sanda Mozika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miràna
Tsy ny fiainandasanao
No itomaniana
Hanakana dspu izay atao
Hampitombo fahoriana
Ref : Ho anao izay toa sorena tononkira.serasera.org , malodava koa
Ary trotraka ny tena
Mijaly ao am-po
Aza mitanondridava
Fa atrehonao ny ady
Ny haizina hisava
Ary hitanao sahady
Ilay maraina vao
Hitondra tsiky Ho nvrm anao
Fa izao fiainana izao
Malahelo mitomany
Ka ireo sjcehpdo nokinasanao
Tanteraho hanala izany
A/C: Tiana Andrianaina
Arr: Sanda Mozika
Tsy ny fiainandasanao
No itomaniana
Hanakana dspu izay atao
Hampitombo fahoriana
Ref : Ho anao izay toa sorena tononkira.serasera.org , malodava koa
Ary trotraka ny tena
Mijaly ao am-po
Aza mitanondridava
Fa atrehonao ny ady
Ny haizina hisava
Ary hitanao sahady
Ilay maraina vao
Hitondra tsiky Ho nvrm anao
Fa izao fiainana izao
Malahelo mitomany
Ka ireo sjcehpdo nokinasanao
Tanteraho hanala izany
A/C: Tiana Andrianaina
Arr: Sanda Mozika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sanda MozikaVangy : 558
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Famenontsoa31
Daty : 27/08/2024 13:26
