Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ady mafy (SAMPANA FANANTENANA (FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wgwh ADY MAFY
Refrain :
Raha ao anaty ady mafy ianao
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
Solo tononkira.serasera.org :
Maro koa ireo ,izay tena mila ho kivy
Sady tena mila hamoy fo
Kanefa aoka ho tsapanao fa mandalo izao fiainana
Mbola ho rava izao tontolo izao
Misy uhze anakiray mijery anao isan'andro,
dia Jesosy ilay Tompo soa
Refrain :
Raha ao anaty ady mafy ianao
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
Vehivavy :
Maro koa ireo izay tena mila ho kivy
Sady tena mila hamoy fo
Kanefa aoka ho tsapanao fa mandalo izao fiainana
Ouh ouh ouh ouh ...
Lehilahy :
Misy anakiray mijery anao isan'andro,
Dia Jesosy ilay Tompo soa
(Raha ao anaty ady mafy aho) x4
Refrain : x2
Raha zqbxqzqm ao anaty ady mafy ianao
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
A/C Mathieu
Refrain :
Raha ao anaty ady mafy ianao
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
Solo tononkira.serasera.org :
Maro koa ireo ,izay tena mila ho kivy
Sady tena mila hamoy fo
Kanefa aoka ho tsapanao fa mandalo izao fiainana
Mbola ho rava izao tontolo izao
Misy uhze anakiray mijery anao isan'andro,
dia Jesosy ilay Tompo soa
Refrain :
Raha ao anaty ady mafy ianao
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
Vehivavy :
Maro koa ireo izay tena mila ho kivy
Sady tena mila hamoy fo
Kanefa aoka ho tsapanao fa mandalo izao fiainana
Ouh ouh ouh ouh ...
Lehilahy :
Misy anakiray mijery anao isan'andro,
Dia Jesosy ilay Tompo soa
(Raha ao anaty ady mafy aho) x4
Refrain : x2
Raha zqbxqzqm ao anaty ady mafy ianao
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
A/C Mathieu
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMPANA FANANTENANA (FPVM Taninanandrano)Vangy : 298
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 02/11/2025 13:23
