Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ady mafy (SAMPANA FANANTENANA (FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ADY MAFY
Refrain :
Raha ao anaty ady mafy ianao
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
Solo :
Maro koa jjfczrfe ireo grgd ,izay tena mila ho kivy
Sady tena mila hamoy fo
Kanefa aoka ho tsapanao fa mandalo izao fiainana
Mbola ho rava izao tontolo izao
Misy anakiray mijery anao isan'andro,
dia Jesosy ilay Tompo soa
Refrain :
Raha ao anaty ady mafy ianao tononkira.serasera.org
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
Vehivavy :
Maro koa ireo izay tena mila ho kivy
Sady tena mila hamoy fo
Kanefa aoka ho tsapanao fa mandalo izao fiainana
Ouh ouh ouh ouh ...
Lehilahy :
Misy anakiray mijery anao isan'andro,
Dia Jesosy ilay Tompo soa
(Raha ao anaty ady mafy aho) x4
Refrain : x2
Raha ao anaty yzjgnpd ady mafy ianao
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
A/C Mathieu
Refrain :
Raha ao anaty ady mafy ianao
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
Solo :
Maro koa jjfczrfe ireo grgd ,izay tena mila ho kivy
Sady tena mila hamoy fo
Kanefa aoka ho tsapanao fa mandalo izao fiainana
Mbola ho rava izao tontolo izao
Misy anakiray mijery anao isan'andro,
dia Jesosy ilay Tompo soa
Refrain :
Raha ao anaty ady mafy ianao tononkira.serasera.org
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
Vehivavy :
Maro koa ireo izay tena mila ho kivy
Sady tena mila hamoy fo
Kanefa aoka ho tsapanao fa mandalo izao fiainana
Ouh ouh ouh ouh ...
Lehilahy :
Misy anakiray mijery anao isan'andro,
Dia Jesosy ilay Tompo soa
(Raha ao anaty ady mafy aho) x4
Refrain : x2
Raha ao anaty yzjgnpd ady mafy ianao
Aza miondrika fa mitrakà,
Jesosy efa nampantena anao
Fiainam-baovao
A/C Mathieu
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMPANA FANANTENANA (FPVM Taninanandrano)Hits : 245
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 02/11/2025 13:23
