Hasambarana (S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny hasambaranay Jesosy ô dia izao
Ny mba hiara-dalana Aminao mandrakizay
Na misedra fitsapana aza ny eo ankaikinao
Tsy mba atao tononkira.serasera.org hampihemotra anay
'Lay satana dia mikendry handavo
Managoly anay mba hanalavitra Anao
Saingy tsy mba hisy haharombaka ny an-tratranao
Raha sitrakao tolory tànana Aho

Refrain:
Ka ny tànanay, ny tànanao no hifandray
Hiaraka Aminao mandrakizay ny làlanay
Ka mkbkg ny devoly ho resenay amin'ny Anaranao
Mandrakizay hidera Anao

2- Aza avela hiala ao am-balanao
Ireto zandrinao Jesosy Mpiandry Tsara ô
Sakambino hatrany mba hatoky izay omena uzgc anay
Ahaizanay woaiee manandratra Anao


A/C: RaNyARH & Tafita
©S.A.Mi.Fa V 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona)
Vangy : 530
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RANYARH114
Daty : 03/03/2025 07:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345