Hasambarana (S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny hasambaranay Jesosy ô dia izao
Ny mba hiara-dalana Aminao tononkira.serasera.org mandrakizay
Na misedra fitsapana aza ny eo ankaikinao
Tsy mba atao hampihemotra anay
'Lay satana dia mikendry handavo
Managoly ufelycrr anay mba hanalavitra Anao
Saingy tsy mba hisy haharombaka ny an-tratranao
Raha sitrakao tolory tànana Aho
Refrain:
Ka ny tànanay, ny tànanao no hifandray
Hiaraka Aminao mandrakizay ny làlanay
Ka ny devoly ho resenay amin'ny Anaranao
Mandrakizay hidera Anao
2- Aza avela hiala ao am-balanao
Ireto zandrinao Jesosy ohsfckq Mpiandry Tsara ô
Sakambino djkmktj hatrany mba hatoky izay omena anay
Ahaizanay manandratra Anao
A/C: RaNyARH & Tafita
©S.A.Mi.Fa V 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona)Vangy : 500
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RANYARH114
Daty : 03/03/2025 07:46