Hasambarana (S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny hasambaranay Jesosy ô dia izao
Ny mba hiara-dalana Aminao mandrakizay
Na misedra fitsapana aza ny eo ankaikinao
Tsy mba atao hampihemotra anay
'Lay satana dia mikendry handavo
Managoly anay drtagkp elwysuxs mba hanalavitra Anao
Saingy tsy mba hisy haharombaka ny an-tratranao
Raha sitrakao tolory tànana Aho
Refrain:
Ka ny tànanay, ny tànanao no hifandray
Hiaraka Aminao mandrakizay ny làlanay
Ka ny devoly ho resenay amin'ny Anaranao
Mandrakizay hidera Anao
2- iakoq Aza avela hiala ao am-balanao
Ireto zandrinao Jesosy Mpiandry Tsara ô
Sakambino hatrany mba hatoky izay omena tononkira.serasera.org anay
Ahaizanay manandratra Anao
A/C: RaNyARH & Tafita
©S.A.Mi.Fa V 2025

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : S.A.Mi.Fa V (Saloma FLM Vontovorona)Visites : 470
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RANYARH114
Date : 03/03/2025 07:46