Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tonga nidina tety (SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga nidina tety,ny jutwqzi Mesia,ny Mesia
Tonga nidina tety kdbwwg mba hamonjy ahy sy ianao. (x2)
Couplet:
Fitia lehibe tokoa
Tsy manam-paharoa
Ny fitia nasehon'ilay Tsitoha
Ka nidina tety
Nandao ny fanjakany i Kristy
Hamonjy ny olona
No nahatongavany tety
Refrain:(x2)
Tonga nidina tety
Mba hamonjy antsika ety
Tonga nidina tety
Mba hamonjy ilay Mesia
Couplet:
Fitia lehibe tokoa
Tsy manam-paharoa
Ny fitia tononkira.serasera.org nasehon'ilay Tsitoha
Ka nidina tety
Nandao ny fanjakany i Kristy
Hamonjy ny olona
No nahatongavany tety
Refrain:(x2)
Tonga nidina tety
Mba hamonjy antsika ety
Tonga nidina tety
Mba hamonjy jvna ilay Mesia
Bridge:
ôôô!Jesoa 'lay Mesia!
Nahafoy ny ainy ho ahy (x6)
Tonga nidina tety
Tonga nidina tety kdbwwg mba hamonjy ahy sy ianao. (x2)
Couplet:
Fitia lehibe tokoa
Tsy manam-paharoa
Ny fitia nasehon'ilay Tsitoha
Ka nidina tety
Nandao ny fanjakany i Kristy
Hamonjy ny olona
No nahatongavany tety
Refrain:(x2)
Tonga nidina tety
Mba hamonjy antsika ety
Tonga nidina tety
Mba hamonjy ilay Mesia
Couplet:
Fitia lehibe tokoa
Tsy manam-paharoa
Ny fitia tononkira.serasera.org nasehon'ilay Tsitoha
Ka nidina tety
Nandao ny fanjakany i Kristy
Hamonjy ny olona
No nahatongavany tety
Refrain:(x2)
Tonga nidina tety
Mba hamonjy antsika ety
Tonga nidina tety
Mba hamonjy jvna ilay Mesia
Bridge:
ôôô!Jesoa 'lay Mesia!
Nahafoy ny ainy ho ahy (x6)
Tonga nidina tety
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMi FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBEVangy : 1310
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sederaz
Daty : 19/04/2019 22:45
