Lanitra mangamanga (Salala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lanitra goabsc mangamanga o,
Saronan’itony Rahona
Fonenan’ny olo-masina
Ka iza no tsy mba ho any ry tononkira.serasera.org anona.
Na izaho na ianao é
Mandalo fa mpivahiny
Tsy hisy honina eto
Ka aoka mba hifamela ry anona.
Raha sendra ka velon-tsento
Ilaozan’ny havantiana
Tombon-dalana re ny azy
F’isika aza mbola ho any ry fyjn anona.
Adiady natao fahiny é
Aza mba atao intsony
Ravinkazo nanintsana
Ny sisa no ampaniriana ry anona.
Lanitra mangamanga é,
Saronan’irony Rahona
Fonenan’ny sgevpinn olo-masina
Ka iza no tsy mba ho any ry anona.
Saronan’itony Rahona
Fonenan’ny olo-masina
Ka iza no tsy mba ho any ry tononkira.serasera.org anona.
Na izaho na ianao é
Mandalo fa mpivahiny
Tsy hisy honina eto
Ka aoka mba hifamela ry anona.
Raha sendra ka velon-tsento
Ilaozan’ny havantiana
Tombon-dalana re ny azy
F’isika aza mbola ho any ry fyjn anona.
Adiady natao fahiny é
Aza mba atao intsony
Ravinkazo nanintsana
Ny sisa no ampaniriana ry anona.
Lanitra mangamanga é,
Saronan’irony Rahona
Fonenan’ny sgevpinn olo-masina
Ka iza no tsy mba ho any ry anona.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SalalaVangy : 36464
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 02/02/2002 21:34
