Lovan-dRamampiherika (Sahondrafinina zanany)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hono ho aho rey vahoaka tonga aty
Manao ahoana izato ianareo tompoko ô
Ela izay tsy nihaonana
Ka tonga giio mba hiarahaba anareo re yjccxw izahay
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy isoronana ô
Fa kalokalo indray izao radada
No solom-pandraisan-tanana
Midoladola tononkira.serasera.org kely re izahay
Ho mariky ny fitiavana anareo
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy isoronana ô furu
Manao ahoana izato ianareo tompoko ô
Ela izay tsy nihaonana
Ka tonga giio mba hiarahaba anareo re yjccxw izahay
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy isoronana ô
Fa kalokalo indray izao radada
No solom-pandraisan-tanana
Midoladola tononkira.serasera.org kely re izahay
Ho mariky ny fitiavana anareo
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy isoronana ô furu
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sahondrafinina zananyVangy : 4080
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/06/2015 15:58
