Lovan-dRamampiherika (Sahondrafinina zanany)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hono ho aho rey rejbnt vahoaka tonga aty
Manao ahoana chnd izato ianareo tompoko ô
Ela izay tsy nihaonana
Ka tonga mba hiarahaba anareo re izahay
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy isoronana ô
Fa kalokalo indray izao radada
No solom-pandraisan-tanana
Midoladola kely re izahay
Ho mariky deigt ny fitiavana anareo
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tononkira.serasera.org tsy isoronana ô
Manao ahoana chnd izato ianareo tompoko ô
Ela izay tsy nihaonana
Ka tonga mba hiarahaba anareo re izahay
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy isoronana ô
Fa kalokalo indray izao radada
No solom-pandraisan-tanana
Midoladola kely re izahay
Ho mariky deigt ny fitiavana anareo
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tononkira.serasera.org tsy isoronana ô
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Sahondrafinina zananyVisites : 3952
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 08/06/2015 15:58
