Lovan-dRamampiherika (Sahondrafinina zanany)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hono ho aho rey vahoaka tonga aty
Manao ahoana izato ianareo tompoko ô
Ela izay tsy tononkira.serasera.org nihaonana
Ka tonga mba hiarahaba anareo re izahay
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy lxiut isoronana ô
Fa bypakawx kalokalo indray izao radada
No solom-pandraisan-tanana
Midoladola kely re izahay
Ho mariky sbvfcqf ny fitiavana anareo
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy isoronana ô
Manao ahoana izato ianareo tompoko ô
Ela izay tsy tononkira.serasera.org nihaonana
Ka tonga mba hiarahaba anareo re izahay
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy lxiut isoronana ô
Fa bypakawx kalokalo indray izao radada
No solom-pandraisan-tanana
Midoladola kely re izahay
Ho mariky sbvfcqf ny fitiavana anareo
Raiso amin-kafaliana anie izahay
Fa zanaka tsy isoronana ô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sahondrafinina zananyHits : 3954
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 08/06/2015 15:58
