Tsy hadino (SADISTIC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hira sy kalo sisa
hatsiarovako ilay androntsika
Mamisavisa izay miseho ao!
Dia mbola hira oyelk ihany no amfako ilay fitiavako
izay mibahana tato amiko
          ref:Moramora izany, ho anao
               Nefa ny ato am-poko kosa tsy rhavhk ho fantatrao
Ato ahoana, ny hanadino anao
tsy hay fafana ny fitiavako anao
Tsy hisy hahasolo anao , amin’ny fiainako
F’ianao no tena andry hitokian’ny fitiavako

2-Haiko anefa ho zava-tsarotra izany
Ary afwf koa manahiran-tsaina an!!
F’ianao no mbola tiako hatrizay ka hatrizao
Nefa moa tononkira.serasera.org tsy sitrakao aho
ref:

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SADISTIC
Vangy : 2781
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : shaky
Daty : 25/08/2007 16:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2322