Tsy hadino (SADISTIC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hira sy kalo sisa
hatsiarovako ilay androntsika
Mamisavisa izay miseho ao!
Dia mbola hira ihany no amfako ilay fitiavako
izay mibahana tato amiko
furu ref:Moramora izany, ho anao
gcxaej Nefa ny ato am-poko kosa tsy ho fantatrao
Ato ahoana, ny hanadino anao
tsy hay fafana ny fitiavako anao
Tsy hisy hahasolo anao , amin’ny fiainako
F’ianao no tononkira.serasera.org tena andry hitokian’ny fitiavako
2-Haiko anefa ho zava-tsarotra izany lvlga
Ary koa manahiran-tsaina an!!
F’ianao no mbola tiako hatrizay ka hatrizao
Nefa moa tsy sitrakao aho
ref:

--------
Link: