Tsy hadino (SADISTIC)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Hira sy kalo sisa
hatsiarovako ilay androntsika
Mamisavisa izay miseho ao!
Dia mbola hira ihany no amfako ilay fitiavako
izay mibahana tato amiko
    ajndiw       ref:Moramora wtictluy izany, ho anao
               Nefa ny ato am-poko kosa tsy ho fantatrao
Ato ahoana, ny hanadino anao
tsy hay fafana ny fitiavako anao
Tsy hisy hahasolo anao , amin’ny tononkira.serasera.org fiainako
F’ianao no tena andry hitokian’ny fitiavako

2-Haiko anefa ho zava-tsarotra izany
Ary koa manahiran-tsaina an!!
F’ianao no mbola tiako hatrizay ka hatrizao
Nefa moa hlyp tsy sitrakao aho
ref:

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SADISTIC
Visites : 2783
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : shaky
Date : 25/08/2007 16:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.18