Saranga (Sadas groupe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[saranga io ry nama e
nandrava ny fanambadiana a
saranga io e
nampisaraka fianankaviana tononkira.serasera.org a] [*2]

ref: (*2)
saranga io, amiko tsy ekeko ô
saranga io, amiko tsy misy e

[saranga io ry nama e
nanimba zavatra maro ô
saranga io ry nama e
nampisy ny mpivahavalo ô] wpdkwf [*2]

ref: (*2)
saranga io...

[mba didio nge ny tananao (*3)
fa yzeetelf raha rà fotsy dia manaiky aho
na mainty na fotsy mitovy rà (*3)
na manana io na ajtvlsn tsy manana] [*2]

ref: (*2)
saranga io...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Sadas groupe
Vangy : 1385
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fafanomezantsoa
Daty : 18/03/2018 09:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391