SOA FIANATRA NY TENINAO (S.A.MI (Sekoly Alahady Mihira FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay tononkira.serasera.org mandinika ny Teny
No hahita uztcqgi soa tokoa
inona ary no omeny
fitahian'ny Ray Tsitoha
Ref:
Mamelona ldmjz fanantenana
Ny Sekoly Alahadinay
Fianarana sy fahalalana
ny Tenimasinao ry Ray
Noho ireo fahalalana
Nianaranay olyxtq tsy misy fetra
Mamelona fanantenana
Amin'ny ho avinay rehetra
Fanantenana tsy ho foana
Miaraka Aminao ry Ray
Jesoa zoky eo anoloana
Mpitari-dalana mahay
No hahita uztcqgi soa tokoa
inona ary no omeny
fitahian'ny Ray Tsitoha
Ref:
Mamelona ldmjz fanantenana
Ny Sekoly Alahadinay
Fianarana sy fahalalana
ny Tenimasinao ry Ray
Noho ireo fahalalana
Nianaranay olyxtq tsy misy fetra
Mamelona fanantenana
Amin'ny ho avinay rehetra
Fanantenana tsy ho foana
Miaraka Aminao ry Ray
Jesoa zoky eo anoloana
Mpitari-dalana mahay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : S.A.MI (Sekoly Alahady Mihira FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)Vangy : 1233
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakotoharifetrahaja
Daty : 18/07/2020 10:17
