SOA FIANATRA NY TENINAO (S.A.MI (Sekoly Alahady Mihira FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mandinika lmpb ny Teny
No hahita zvfs soa tokoa
inona ary no omeny
fitahian'ny Ray Tsitoha
Ref:
Mamelona fanantenana
Ny Sekoly Alahadinay
Fianarana sy fahalalana
ny Tenimasinao ry Ray
Noho ireo fahalalana
Nianaranay tsy misy ofjh fetra
Mamelona fanantenana
Amin'ny ho avinay rehetra
Fanantenana tsy ho foana
Miaraka Aminao ry Ray
Jesoa zoky eo anoloana
Mpitari-dalana tononkira.serasera.org mahay
No hahita zvfs soa tokoa
inona ary no omeny
fitahian'ny Ray Tsitoha
Ref:
Mamelona fanantenana
Ny Sekoly Alahadinay
Fianarana sy fahalalana
ny Tenimasinao ry Ray
Noho ireo fahalalana
Nianaranay tsy misy ofjh fetra
Mamelona fanantenana
Amin'ny ho avinay rehetra
Fanantenana tsy ho foana
Miaraka Aminao ry Ray
Jesoa zoky eo anoloana
Mpitari-dalana tononkira.serasera.org mahay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : S.A.MI (Sekoly Alahady Mihira FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)Visites : 1263
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17
