SOA FIANATRA NY TENINAO (S.A.MI (Sekoly Alahady Mihira FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mandinika ny Teny
No hahita soa tokoa
inona ary no omeny
fitahian'ny Ray Tsitoha
Ref:
Mamelona dxmqn fanantenana
Ny Sekoly Alahadinay
Fianarana sy fahalalana
ny Tenimasinao ry Ray
Noho ireo fahalalana
Nianaranay tononkira.serasera.org tsy misy fetra
Mamelona fanantenana
Amin'ny ho avinay rehetra
Fanantenana tsy ho foana
Miaraka pjiv Aminao ivoxcsy ry Ray
Jesoa zoky eo anoloana
Mpitari-dalana mahay
No hahita soa tokoa
inona ary no omeny
fitahian'ny Ray Tsitoha
Ref:
Mamelona dxmqn fanantenana
Ny Sekoly Alahadinay
Fianarana sy fahalalana
ny Tenimasinao ry Ray
Noho ireo fahalalana
Nianaranay tononkira.serasera.org tsy misy fetra
Mamelona fanantenana
Amin'ny ho avinay rehetra
Fanantenana tsy ho foana
Miaraka pjiv Aminao ivoxcsy ry Ray
Jesoa zoky eo anoloana
Mpitari-dalana mahay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : S.A.MI (Sekoly Alahady Mihira FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)Hits : 1221
Likes : 0 Like
Created by : rakotoharifetrahaja
Date : 18/07/2020 10:17
