Manasa anao (R'Zalà)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Ndreto izahay, hmvpnp mitovy fo
Vonona hiaraka
’Ndreo ry zalahy dia indreo koa aho
Tsy hoe tonga lafatra
Fa miombona, hiaraka haneho
ILay fifankatiavana
Amin’ireo namana

Manasa anao iyca mba hiaraka hifaly
Hikorana aminay
Raha tonga ianao qiwovoen dia izay no faniriana
Efa hatrizay
Manasa anao mba hiaraka hifaly
Hikorana aminay
Fiarahana, raha misy anao
Ho soa tokoa fa tafaray

Ndeha isika tononkira.serasera.org hilalao
Ndao, zahay miandry anao
Fa ry zalahy manantena tokoa
Mandray anao tonga soa

--------
Rohy:
Hevitra
johnheritina ( 30/05/2016 13:09)
Za mak fi e tsar l hira mitetr atran mer6 e
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : R'Zalà
Vangy : 13315
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoubelou
Daty : 24/09/2007 12:14
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0098