Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza avela irery (Rootsikalo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
INTRO: Ouh ouh ouh ouh enie, no no no!! ah ah ah
REF:
Aza avela irery eto aho, manjary lasa vinany
Ny eritreritro lasa alavitra mahatsiaro tononkira.serasera.org mafy anao,
Ny ambiroa lasa any ankoatra any
Aza avela irery eto aaaaho, manjary lasa vinany aho eh
Ny eritreritro lasa alavitra eny matsiaro mafy anao,
Ny ambiroa lasa, any ankoatra aaaaany!!
Mandinindinika ny fanahy, ka meha midobodoboka ny fo
Lasa alavitra ny saina, meha boda ny retsiky ny loha.
Eo dia manofinofy, mahatety vazatany ejrwcc maro ny ambiroa
Mahatsiaro le teninao, fa tsika itambatra mandrakizay, sanatria isara-dro ouh ouh
Tamin'zany nosanatriavina, fa mbola nifankahazo @po ouh
Ary mifampiankina toa ny kintana sy ny volana mifanambina
REF: -II-
Miandry anao föna, andondo-bavahady,
Indraindray aho sorendrena na tsisy aksg ny antony aza dia lagy
Mahatsiaro ireo dina, fifanekena, ireo voady
Fa fatotra tsy hay vahana ny @tsika ,eny! mandrapahafay
Ireo teny mamy, vokatry ny fo,
Ireo tambitamby sangisangy fanao teo aloha!
Dia sanatrian'zany dia ho adinoinao sahady,
Aza avela irery aho oa, fa mbola sasa miandry
REF: -II-
Sasa miandry apzofalu aho, ouh eny iny eehhhh
Mbola miandry,
Aza avela irery oa izaho oa kiala
REF: -II-
OUTRO: Aza avela ireeeryyii non non non
ROOTSIKALO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RootsikaloVangy : 3268
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Lacky
Daty : 26/11/2018 09:24