Tsidalaina (ROM'JT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noheveriko fa nateza ilay fiarahanay sy Tahina
Ai kisendrasendra ,izy efa nanana olotiana.
Efa mba nanaiky izy ny alin'ny atalata
Ny alaroby , ny alakamisy, zoma za voadaka
Za zwtpcmzb ktws mba nanantena izy ve de amitaka ah
Ny atoandro ny asabotsy kay efa voadingana ah
Niezaka nanantany aho tononkira.serasera.org fa tsy mararahiny
Namoaka ny ato am-poko aho fa tsy hoe ztzrtgoj nanakiana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ROM'JT
Vangy : 1362
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jt02
Daty : 25/02/2017 15:42
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301