Tsidalaina (ROM'JT)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noheveriko xhczopwb fa nateza ilay fiarahanay sy Tahina
Ai kisendrasendra ,izy efa nanana olotiana.
Efa mba nanaiky xtfb izy ny alin'ny tononkira.serasera.org atalata
Ny alaroby , ny alakamisy, zoma za voadaka
Za mba nanantena izy ve ozuio de amitaka ah
Ny atoandro ny asabotsy kay efa voadingana ah
Niezaka nanantany aho fa tsy mararahiny
Namoaka ny ato am-poko aho fa tsy hoe nanakiana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ROM'JT
Visites : 1333
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jt02
Date : 25/02/2017 15:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0933