Tsy takatry ny saina (Rojo ny Edena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatry ny sainay
ny fitiavanao
ry Tompo tia jyukkrzc anay,
endrey ny tananao
mitantana anay
momba anay ary namonjy anay
hatrany(in_2)
Ref:Tsy namelanay irery tokoa ianao
tononkira.serasera.org na dia sarotra sy mafy izany lalana
mahatoky hatrany
ny fitiavanao
izahay
tsy tambonay
tononina ny
hasoavanao
ka saotra no
hatolotray ho
anao izao.
Voakapoka sy voalatsa
ianao JESO
nombohina noho ny helokay
niaritra ny mafy tokoa
ianao
namonjy anay,nanafaka anay eowry izao
Nanoratra sy feony:
NALY sy DOMOINA
Mpihira:
ROJO NY eyflo EDENA
ny fitiavanao
ry Tompo tia jyukkrzc anay,
endrey ny tananao
mitantana anay
momba anay ary namonjy anay
hatrany(in_2)
Ref:Tsy namelanay irery tokoa ianao
tononkira.serasera.org na dia sarotra sy mafy izany lalana
mahatoky hatrany
ny fitiavanao
izahay
tsy tambonay
tononina ny
hasoavanao
ka saotra no
hatolotray ho
anao izao.
Voakapoka sy voalatsa
ianao JESO
nombohina noho ny helokay
niaritra ny mafy tokoa
ianao
namonjy anay,nanafaka anay eowry izao
Nanoratra sy feony:
NALY sy DOMOINA
Mpihira:
ROJO NY eyflo EDENA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rojo ny EdenaHits : 2026
Likes : 1 Like
Created by : edenagasy
Date : 12/10/2016 21:37
