Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy takatry ny saina (Rojo ny Edena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatry ny sainay
ny fitiavanao
ry Tompo tia anay,
endrey ny tananao
mitantana anay
momba anay ivgldfml ary namonjy anay
hatrany(in_2)
Ref:Tsy namelanay irery tokoa ianao
na dia sarotra sy mafy tononkira.serasera.org izany lalana
mahatoky hatrany
ny fitiavanao
jovcip izahay
tsy tambonay
tononina ny
hasoavanao
ka saotra no
hatolotray ho
anao izao.
Voakapoka sy voalatsa
ianao JESO
nombohina noho ny helokay
niaritra ny mafy tokoa
ianao
namonjy tdkk anay,nanafaka anay izao
Nanoratra sy feony:
NALY sy DOMOINA
Mpihira:
ROJO NY EDENA
ny fitiavanao
ry Tompo tia anay,
endrey ny tananao
mitantana anay
momba anay ivgldfml ary namonjy anay
hatrany(in_2)
Ref:Tsy namelanay irery tokoa ianao
na dia sarotra sy mafy tononkira.serasera.org izany lalana
mahatoky hatrany
ny fitiavanao
jovcip izahay
tsy tambonay
tononina ny
hasoavanao
ka saotra no
hatolotray ho
anao izao.
Voakapoka sy voalatsa
ianao JESO
nombohina noho ny helokay
niaritra ny mafy tokoa
ianao
namonjy tdkk anay,nanafaka anay izao
Nanoratra sy feony:
NALY sy DOMOINA
Mpihira:
ROJO NY EDENA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rojo ny EdenaVangy : 1903
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : edenagasy
Daty : 12/10/2016 21:37
