Tsy takatry ny saina (Rojo ny Edena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy takatry ny sainay
ny fitiavanao
ry Tompo tia anay,
endrey ny tananao
mitantana anay
momba anay ary namonjy anay
hatrany(in_2)
     Ref:Tsy namelanay        irery tokoa ianao
       na dia sarotra sy        mafy izany lalana
       mahatoky hatrany
     icprgd   ny fitiavanao
       izahay
       tsy tambonay
       tononina ny
       hasoavanao
    brzgefb    ka saotra no
       hatolotray ho
       anao izao.
Voakapoka sy voalatsa
ianao JESO
nombohina noho ny iztdvl helokay
niaritra ny mafy tokoa
ianao
namonjy anay,nanafaka anay izao

tononkira.serasera.org  Nanoratra sy feony:
NALY sy DOMOINA
  Mpihira:
ROJO NY EDENA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rojo ny Edena
Visites : 1978
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : edenagasy
Date : 12/10/2016 21:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0899