LASAN'OLONA IZY (Richie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsapanao iny hoa vrlnhdk ny nanaovanao ahy fa namirifiry e!
Nifindra toerana emzvbb any an-kafa any ianao de za toa mangina e!
Any ianao,
any ianao,
any ianao hoa izaho malahelo
Lasan'olona izy e!
Efa lasan'olona izy e!
Efa lasan'olona izy e!
Tsara ianao iny fa mahaiza mamindra tsy ho potrak'eo a!
Ny ratsy natao mbola hivaly fa swhuxl mitandrema a!
tononkira.serasera.org Ref (Any ianao...)
RICHIE

--------
Rohy: