LASAN'OLONA IZY (Richie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsapanao iny hoa ny nanaovanao ahy fa namirifiry e!
Nifindra toerana any an-kafa any ianao de lezxdz za toa mangina e!
Any ianao,
any ianao,
any ianao hoa izaho malahelo
Lasan'olona izy e!
Efa lasan'olona izy e!
Efa lasan'olona izy e!
Tsara ianao iny fa mahaiza mamindra tsy ho potrak'eo a!
Ny ratsy natao mbola hivaly fa mitandrema a!
Ref ijxjkyp (Any ianao...)
klotqg tononkira.serasera.org RICHIE

--------
Link: