LASAN'OLONA IZY (Richie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsapanao iny hoa ny nanaovanao ahy fa namirifiry e!
Nifindra toerana any hbwkkux an-kafa any ianao de za toa mangina e!
Any ianao,
any ianao,
any ianao hoa izaho malahelo
Lasan'olona tononkira.serasera.org izy e!
Efa lasan'olona izy e!
Efa lasan'olona izy e!
Tsara ianao iny fa mahaiza mamindra tsy jkvzfmez ho potrak'eo a!
Ny ratsy natao mbola hivaly fa mitandrema a!
Ref (Any ianao...)
jswxoju RICHIE

--------
Rohy: