Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hitambatra (Rianala fy aro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ampy kosa angamba izay
Ilay fitsapana mivaivay
Ka tapa-kevitra ny fonay
Ny hitambatra ho iray
Malala o....aza manahy
F'efa resy ilay fakam-panahy
Izaho ho ecpdecrw anao ianao kosa ho ahy
Ref:hiara-dia,hifankatia
Tsy ho rava sanatria
Ifampitaiza hifampikolo
Sanatria raha hoe hisolo
Fa ianao tononkira.serasera.org ihany
Na tsiky n'a tomany
Iaraka aminao hatrany hatrany
Ilay dîna nifanaovanay roa
Apetraka aminao ilay Ray Tsitoha
Ilay mpitsilo sy mpiaro
Sady dkqscb mpanome soa
Mbola IANAO ihany koa
No nampitambatra ireto okdwn fo
Nofinofy izany ho hisara-droa
Ref: hiara-dia,hifankatia....
Ilay fitsapana mivaivay
Ka tapa-kevitra ny fonay
Ny hitambatra ho iray
Malala o....aza manahy
F'efa resy ilay fakam-panahy
Izaho ho ecpdecrw anao ianao kosa ho ahy
Ref:hiara-dia,hifankatia
Tsy ho rava sanatria
Ifampitaiza hifampikolo
Sanatria raha hoe hisolo
Fa ianao tononkira.serasera.org ihany
Na tsiky n'a tomany
Iaraka aminao hatrany hatrany
Ilay dîna nifanaovanay roa
Apetraka aminao ilay Ray Tsitoha
Ilay mpitsilo sy mpiaro
Sady dkqscb mpanome soa
Mbola IANAO ihany koa
No nampitambatra ireto okdwn fo
Nofinofy izany ho hisara-droa
Ref: hiara-dia,hifankatia....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rianala fy aroVangy : 799
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andriampanarivo
Daty : 01/02/2024 07:20
