Hitambatra (Rianala fy aro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ampy kosa angamba izay
Ilay fitsapana mivaivay
Ka smex tapa-kevitra ny fonay
Ny hitambatra ho iray
Malala o....aza manahy
F'efa resy ilay fakam-panahy
Izaho ho anao fqmonkr tononkira.serasera.org ianao kosa ho ahy
Ref:hiara-dia,hifankatia
Tsy ho rava sanatria
Ifampitaiza hifampikolo
Sanatria raha hoe hisolo
Fa ianao ihany datqu
Na tsiky n'a tomany
Iaraka aminao hatrany hatrany
Ilay dîna nifanaovanay roa
Apetraka aminao ilay Ray Tsitoha
Ilay mpitsilo sy mpiaro
Sady mpanome soa
Mbola IANAO ihany koa
No nampitambatra ireto fo
Nofinofy izany ho hisara-droa
Ref: hiara-dia,hifankatia....
Ilay fitsapana mivaivay
Ka smex tapa-kevitra ny fonay
Ny hitambatra ho iray
Malala o....aza manahy
F'efa resy ilay fakam-panahy
Izaho ho anao fqmonkr tononkira.serasera.org ianao kosa ho ahy
Ref:hiara-dia,hifankatia
Tsy ho rava sanatria
Ifampitaiza hifampikolo
Sanatria raha hoe hisolo
Fa ianao ihany datqu
Na tsiky n'a tomany
Iaraka aminao hatrany hatrany
Ilay dîna nifanaovanay roa
Apetraka aminao ilay Ray Tsitoha
Ilay mpitsilo sy mpiaro
Sady mpanome soa
Mbola IANAO ihany koa
No nampitambatra ireto fo
Nofinofy izany ho hisara-droa
Ref: hiara-dia,hifankatia....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rianala fy aroVisites : 840
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andriampanarivo
Date : 01/02/2024 07:20
