Io ravin-kazo io anie (Rianala fy aro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io ravin-kazo io anie
Enjehin'olo maro be
Io ravin-kazo io anie
Hankalaina koa fa hoe : ny eto tany tan-dalàna e
Ka tsy mila an'io intsony ,nosamborina gadrana e
Ireo mpidoroka rongony o...
Nefa io tsy mampaditra e
Fa mampalasa tia mozika
Ka namoronanay ny vazo oh
Aveo ny ravin-kazo oh..
Fa io ooooo
Io ravin-kazo io anie
Enjehin'olo-maro be
Io ravin-kazo io anie
Avy amin'ny bob marley

Sady io tsy mampaninona
Fa manainga ilay feeling
Ary io no tena tiko o
Ilay ravina ankifito o

Ravi-maina maintso fito oh
Dia mahasolo vitamine
Na ny androany sy ny ampitso oh
Tige iray tsy mampaninona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rianala fy aro
Vangy : 162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andriampanarivo
Daty : 16/01/2024 09:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731