Volamena (Resia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resia VolamenaMlay Mlay enao raha tsy miova(ay, ya, YAH ah !
YAH man !
Mikoro tahaka ny rano, ny fotoana handalo
Fa izay soa natao anio, hijoro hatrany ho fahatsiarovana
Volamena an-tanan’olo, tsy mba ho very an-tany
Raha nozaraina amim-pitiavana, ho lanitra izany. Kaaa
Mlay enao raha tsy miova,
Ny endrikao mbola mamiratra,
Fa tiako ianao, na dia sarotra aza,
Mlay enao raha tsy miova,
Aza avela handalo ny fotoana,
Ny fitiavako anao, ho hatramin’ny farany.
Ref:
Mlay enao, raha tsy miova,
Mlay enao, tiako ianao,
Aza miala, aza miova,
Fa ianao irery no ho ahy mandrakizay. Kiala kely iny eh !
Ny fahatsapako dia mitohy, tsy afaka mandositra,
Manao izao rehetra izao, fa mbola mijanona ho toy ny teo aloha,
Hiezaka ho tonga amin'ny tanjona, na dia ratsy aza ny lalana,
Fa ianao no toky, tsy tiako hiala.
Izaho sy ianao, fiainana tsy mifangaro,
Miandry fotoana hiseho, miaraka ho amin'ny fahombiazana,
Na dia manahirana aza, dia tsy handao,
Mlay enao, fa ny fitiavako dia tsy miova izan ho anao faaa
Près Ref:
Mlay enao raha tsy miova,
Ny endrikao mbola mamiratra,
Fa tiako ianao, na dia sarotra aza,
Mlay enao raha tsy miova,
Aza avela handalo ny fotoana,
Ny fitiavako anao, ho hatramin’ny farany.
Ref:
Mlay enao, raha tsy miova,
Mlay enao, tiako ianao,
Aza miala, aza miova,
Fa ianao irery no ho ahy mandrakizay. Kiala kely iny eh
Volamena an-tanan’olo, soa tsy maty, soa tsy foana
Tandremo sao voahodinkodina, fahendrena natolotra
Volamena an-tanan’olo, lova tsy azo adinoina
Ho fiarovana sy fanilo, mandrakizay tsy ho faty.
Ref:
Mlay enao, raha tsy miova,
Mlay enao, tiako ianao,
Aza miala, aza miova,
Fa ianao irery no ho ahy mandrakizay. Kiala kely iny eh ye) X2
Son by: Tsam
A/C :Resia
--------
Rohy:
