Manantena + Motivaka (Resia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
YAH MAN !


Ekeko ny fiainana @Zao efa miha mafy, fa zah aloha tsy hiabandone fa hiezaka ny ho mafy, hitsikitsiky lalan-dava aho mba hampitomboiko ny hatanorako satria ny fiainana eto ambony tany anie efa aiko mandalo anefa antenaiko sy efa aiko fa  ilay Ray ao ambony ao koa anefa tsy hanary ahy zan fa hanome hery sy sy fahasalamana ho ahy.,,,mba hiadivako @ity fiainana efa mafy ka raha vavan'olona  tsy atao hakivy fa mpanenjika io efa haiko tsy eo alohako fa aoriana,,, ka motivation ambony be satria fiainana eto ambony tany anie ka kodiaran-tsarety raha lavo aho androany rapitso zah mpandresy...
Yeu rapitso zah mandresy motivation tsy hanaiky rendrika ao satria mbola ao le Ray mitsolo ahy sy mitantana ny lalako eh.. Kaa


Ref: Manantena le anjarako aho ny ampitso maraina,, satria ilay ray ao ambony ao no mitantana sy mitahy ahy... YEUH ! YEH) X2

Complet 2: Eto ambony tany efa aiko fa misy foana ny tsy faly @ fahasoavako fa hiomehy @fahavoazako ! Ka raha tafa eo zany zah izy efa aiko fa hanimba fasambarako satria zah zao ary mbola tsy makaiza akory izy efa manenjika anefa isaorako azy azy foaanaa na dia izany aza satria fanenjehany ahy miteraka herizika hiadivako @fiainana fa matsapa ny tena zah hoe mafy sy mety ny ataoko matoa izy tsy mitsahatra manenjika ary hivavahako izy mba ho ela velona @fanenjehana ahy satria raha tsy eo izy mety rendrika ny fiainako fa tsy hiroborobo andeh hitady fahasoavana ohatr'zao ! Fa io fanenjehany ahy io mino zah fa tsapany hoe vao maika manjary ny fiainako fa ny azy toa vao maika miha ratsy fa zah aloha ts kivy fa......Matoky le ray ao ambony izay mitantana ny lalako


Réf: Manantena le anjarako aho ny ampitso maraina, satria ilay Ray ao ambony aho no mitantana sy mitahy ahy,, yeuh yeuh..     !) X2

A/C: Resia
Sond : Ultra studio
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Resia
Vangy : 241
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Resia
Daty : 19/07/2025 11:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0689