Aleo izy Hiala (Resia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Courage ialah ah!
  Aleo izy Hiala any eh!
F'iray no mipitika ah!
Folo misisika ah! )X2


1: Raha izay sipa iray ve lesy dia atao hampiondrika sy hampitomany an,Ay!
Fa aleo izy hiala any ah!
Fa tsy izy irery angeh wa tsara eto an-tany,,,fa angah tsy tadidinlah ngah hoe
" Fa ny lehilahy tsy boka herin-taona"
Ka aleo izy hiala any ah,,,fa any Mbola feno tsara faaaaaa!

Réf: Courage ialah ah!
  Aleo izy Hiala any eh!
F'iray no mipitika ah!
Folo misisika ah! )X2

2: Ka aleo izy hiala any an!
Fa i Gasikara koa angeh wa tsy lany mamy!
Fa raha iray tsy tamagna dia folo no misisika mitady
Ka aleo izy hiala any ah! Fa tsy izy irery ngeh wa tena tsara ah!
Fa aza miraharaha momba azy eh!
Fa Courage ialahhh!


Réf: Courage ialah ah!
  Aleo izy Hiala any eh!
F'iray no mipitika ah!
Folo misisika ah! )X2

3: Fafao eh! fafao eh!
Ny momba azy(Ny momba azy)
Fa nakarary eh! Nakarary eh!
Ny fon'ialah sy nanome aretina
An'ialah ka adinoy izy eh!(Adino)
Adinoy dia Zao no ataovy an-tsaina
Fa courage ialahhh!

Réf: Courage ialah ah!(Courage eh!)
  Aleo izy Hiala any eh! (Hiala any eh)
F'iray no mipitika ah! (An,an,an)
Folo misisika ah! )X4

A/C : Resia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Resia
Vangy : 148
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Resia
Daty : 24/07/2025 08:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0754