Imbala (Razafindralambo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
khynpvg Izay mahita an'Imbala
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko
Fa acsjm Imbala no tiako ho hita
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy izy tsy akory ka pnda nivonkona ny tsinaiko.
Ô ry ilay mijery, Ô ry izay mahita
Izay mahita an'Imbala
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko ô
F'Imbala no tiako ho hita e
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy izy tsy akory ka tononkira.serasera.org nivonkona ny tsinaiko.
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko
Fa acsjm Imbala no tiako ho hita
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy izy tsy akory ka pnda nivonkona ny tsinaiko.
Ô ry ilay mijery, Ô ry izay mahita
Izay mahita an'Imbala
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko ô
F'Imbala no tiako ho hita e
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy izy tsy akory ka tononkira.serasera.org nivonkona ny tsinaiko.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RazafindralamboVangy : 21
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 22/07/2026 08:35
