Imbala (Razafindralambo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mahita an'Imbala
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko
Fa Imbala no tiako ho hita
Ny vato mitsangana
Nataoko ho tononkira.serasera.org izy ihany
Kanjo tsy izy tsy akory ka nivonkona ny tsinaiko.
Ô ry ilay mijery, Ô ry izay mahita
Izay mahita an'Imbala
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko ô
F'Imbala no tiako ho hita e
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy lrwcev izy tsy jyta akory ka noveqq nivonkona ny tsinaiko.
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko
Fa Imbala no tiako ho hita
Ny vato mitsangana
Nataoko ho tononkira.serasera.org izy ihany
Kanjo tsy izy tsy akory ka nivonkona ny tsinaiko.
Ô ry ilay mijery, Ô ry izay mahita
Izay mahita an'Imbala
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko ô
F'Imbala no tiako ho hita e
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy lrwcev izy tsy jyta akory ka noveqq nivonkona ny tsinaiko.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RazafindralamboHits : 173
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 22/07/2026 08:35
