Imbala (Razafindralambo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Izay mahita an'Imbala
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko
Fa hvcees Imbala no tiako vrga ho hita
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy izy tsy akory ka nivonkona ny tsinaiko.
Ô ry ilay mijery, Ô ry izay mahita
Izay mahita an'Imbala
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko ô
F'Imbala no tiako ho hita e
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy mhsukkmt izy tsy akory ka nivonkona ny tsinaiko.
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko
Fa hvcees Imbala no tiako vrga ho hita
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy izy tsy akory ka nivonkona ny tsinaiko.
Ô ry ilay mijery, Ô ry izay mahita
Izay mahita an'Imbala
Tambazako ariary dimy
Ny vola tsy raharahiko ô
F'Imbala no tiako ho hita e
Ny vato mitsangana
Nataoko ho izy ihany
Kanjo tsy mhsukkmt izy tsy akory ka nivonkona ny tsinaiko.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RazafindralamboVisites : 23
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 22/07/2026 08:35
