Tsy ho mpandalo (Ratary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ihcprzzz Efa ela ihany no naniriako mba handalo
Nefa hatramin'izao aho
Mbola lavitra anao ihany
Na ny foko izao aza, mitempo anao lalandava
Ny masonao mijery ato an-tsaiko tsy ho rava
Fitiavako anao iny ubokvxei tsy ho foy tsy hatakalo
Aza omena tsiny aho raha tsy hijanona tononkira.serasera.org ho mpandalo
Na ho maloka aza ny endrikao no hanazava
Na mila hampamoy fo ianao ihany no ao an-doha e!
Fa ny antsika roa izao tsara joro tsara voatra
Ireo zava-nisy omaly tsy ho lefin'ny mzqdtb androany
Fa ianao irery ihany tsy ho foy tsy hatakalo
Fa ianao irery ihany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RataryVangy : 2297
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/03/2015 20:14